|
|
|
|

Entry1  fasana aniritra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fasana, aniritra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra

Updated on 2025/07/29